.

Adin-tsaina Lyrics

Raha vao maraina
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-piainana.
Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany anie
No tena nisompatra.
Izany ve moa
No mba hany vitanao
Ny zanantsika roa
Nilaozanao amin'izao

Any izao ianao
Lasan'iny olon'iny
Moa va adinonao
Ireto zanatsika dimy.
Report lyrics
Madagascar (1995)
Ravorondreo Lanoa Vololona Adin-tsaina Veloma ry fahazazana Mpamita Rainivoanjo Mianatra Misintaka Nenina Andro Ririnina Floara Vaonala