.

Raha mankany Lyrics

"Raha makany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an'azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho
Tapatapany ihany a!Sombitsombiny ihany a!
Fofopofony ihany a!Potipotiny ihany a!"(2 fois)

REF:
Lazao azy fa raha ritra ange ny rano
Diaviko tongotra ny l�lana mankany
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Hitondra Paradisa(2 fois)
"Raha mankany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an'azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho

Singam-bolony any,piti-drorany any
Sombim-piainany any,sary anankiray"(2 fois)
REF/
Report lyrics
Madagascar (1994)
Le Kaoma Raha mankany Tablier manga Boe Maninona Any lavidavitra any Mpivahiny Hono hoa Fibata
Top Lolo Sy Ny Tariny Lyrics